âś… Mitsinjo sy manamora ny fiatrehan’ny mpianatra ny fanadinana ny Fitondram-panjakana.
đźš” Mandray anjara feno amin’ny fitaterana ireo mpiadina nanala fanadinana BEPC ny Polisimpirenena ho an’ny ao Antananarivo.
🚌 Misy ireo Polisimpirenena mamita iraka amin’ny fitondrĂ na ireo Bus, ny fampidirana ireo mpianatra ary ny fiarovana azy ireo mandra-paha tonga any amin’ny fiantsoanana.
🟢 Tanjona amin’izany ny hiantohana ny filaminana sy ny fahatongavan’ireo mpiadina ara-potoana, mba hahafahan’izy ireo miatrika am-pitoniana ny fanadinana.
🚨 Samy misy ireo fiara fitaterana ireo avokoa ny manodidina an’Antananarivo rehetra.

MANDRAY ANJARA AMIN’NY FITATERANA IREO MPIADINA BEPC NY POLISIMPIRENENA
