đ Ady aminâny asan-jiolahy sy ny asa fanendahana, fampiharana ny Polisimpirenena manakaiky ny vahoaka
đźââïž Nanantanteraka fisafoana rodobe taminâny alalanâny fiara sy an-tongotra manerana an’ Antananarivo Renivohitra ireo Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisaria Foibe sy ireo Kaomisaria miisa valo eto an-drenivohitra niaraka taminâireo lehibenâny sampan-draharaha rehetra izay notarihin’ny Lehibenâny Kaomisaria Foibe vonjimaika ao TsaralĂ lana, ny Commissaire Principal de Police RANDRIAMPARANY Ted Steven.
đ Nisy ny fisavĂ na karapanondro ireo mpivezivezy aminâny alina mba hanamarinana ny momba azy ireo sy ny fisafoana anelakelan-trano, indrindra tany aminâireo faritra mena eto Antananarivo ho fanamafisana ny fandriam-pahalemana sy fisorohana ny asan-jiolahy ary ny asa fanendahana.
â
Nandritra ny hetsika dia nisy ireo olona nentina namonjy ny biraonâny Polisy mba hanaovana fanamarinana ny mombamomba azy satria sady tsy manana karapanondro no tsy mazava ny anton-dianâizy ireo.
đĄïž Tanjona aminâizao hetsika izao ny hanamafy ny fisianâny Polisy eny an-kianja sy hiantohana ny filaminana sy ny fiarovana ny vahoaka.
đą Mampiseho hatrany ny Polisimpirenena manerana ny nosy fa eo anilanâny mpiray Tanindrazana ary vonona aminâireo antso rehetra izay hilĂ na azy.
âïž IRETO IREO LAHARANA AHAFAHANA MIANTSO NY POLISIMPIRENENA ETO ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA
ââââââââââââââââââ
đïž CSP & ARRONDISSEMENTS
đ CSP 1 (1er Arr.) â Analakely : 034 05 998 28
đ CSP 2 (2Ăšme Arr.) â Ambohijatovo : 034 05 998 30
đ CSP 3 (3Ăšme Arr.) â Antaninandro : 034 05 998 32
đ CSP 4 (4Ăšme Arr.) â Isotry : 034 05 998 34
đ CSP 5 (5Ăšme Arr.) â Mahamasina : 034 07 517 16
đ CSP 6 (6Ăšme Arr.) â Ambohimanarina : 034 05 517 12
đ CSP 7 (7Ăšme Arr.) â 67 Ha : 034 05 517 13
đ CSP 8 (8Ăšme Arr.) â Analamahitsy : 034 05 517 14
đ UIR : 034 05 517 22
đ Commissariat Central (Tsaralalana â Intervention) : 034 05 531 20
đ C.C. Tanjombato : 034 05 998 44
đ C.S.P. Itaosy : 034 05 517 16
đ C.C. Sabotsy Namehana : 034 05 998 11
ââââââââââââââââââ
đïž PROXIMITĂ
ââââââââââââââââââ
đ PPP Antaniavo : 034 64 859 60
đ PPP Ilanivato : 034 05 517 08
ââââââââââââââââââ
đ PPA (POSTES POLICE AVANCĂS)
ââââââââââââââââââ
đ PPA Ampefiloha : 034 07 517 09
đ PPA Ankorondrano : 034 05 531 28
đ PPA Loharanombato : 034 05 517 11
đ PPA Ampanefy : 034 05 703 69
đ PPA Soavina : 034 07 517 22
đ PPA Ankaraobato : 034 05 703 68
đ PPA Mahabo : 034 05 703 67
đ PPA Ampasika : 034 05 703 66
đ PPA Ampahibato Alasora : 034 05 703 64
ââââââââââââââââââ
đĄïž UNITĂS & BRIGADES SPĂCIALES
ââââââââââââââââââ
đ UIR â Tsaralalana : 034 05 517 22
đź BFP â Tsaralalana : 034 05 350 13
đš SAG â Anosy : 034 07 517 10
⥠USI â Antanimora : 034 05 517 21
đ FIP â Antanimora : 034 07 517 07
đšâđ©âđ§ PMPM â Tsaralalana : 034 05 703 73
đ BAC â Tsaralalana : 034 05 517 24

