FILAZANA FIKAROHANA:RAFILOMANANTSOA Fifaliana Elinah

– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hampandreha avy hatrany ny kaomisarian’ny filaminambahoaka ao Ambatondrazaka na ihany koa hiantso ity laharana finday ity : 034 05

FILAZANA FIKAROHANA: RAFALINIRINA Rado Fabien

– Ity olona ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena; koa hiangaviana izay mahafantatra azy mba hanatona ny Polisy akaiky azy na hanatona ny « Service Central des affaires réservées, ao amin’ny Polisy ekonomika ANOSY, na ihany koa hiantso ireto laharana finday

DISTRIKAN’I FARAFANGANA, FOKONTANY MAHABO, KAOMININA ANOSIVELO, TAFAVERIN’NY POLISIMPIRENENA SOAMANTSARA IREO OMBY MIISA 06 NANGALARIN’NY DAHALO

-Ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny halatra omby. -Nitrangàna halatra omby tao amin’ny fokontany Mahabo, kaominina ambanivohitra Anosivelo Farafangana, ny marainan’ny Alatsinainy faha-30 Martsa 202. -Nampandre ny Polisin’ny FIP manao sakana tao Anosivelo ireo Fokonolona ka raikitra ny fanarahan-dia miaraka.

DRSP VAKINANKARATRA : NANENTANANA AN’IREO MPAMPIASA LALANA AO ANTSIRABE AN-TAMPONTANANA AMIN’NY FITANDREMANA SY FANAJANA NY LALANA MIFEHY NY FIFAMOIVOIZANA.

-Notanterahina nanomboka ny 30 Martsa 2026, nanomboka tamin’ny 4 ora hariva, ny hetsika fidinana ifotony nataon’ny Polisimpirenena miasa ao Antsirabe, izay nifantoka tamin’ny fanentanana ireo mpampiasa ny lalam-bahoaka rehetra, indrindra fa ireo mpitondra posy sy ireo fiara fitateram-bahoaka mifamezivezy. -Ity