CSP8 ANALAMAHITSY: FANKASITRAHANA POLISY MENDRIKA

CSP8 ANALAMAHITSY : NAHAZO FANKASITRAHANA TAMIN’NY LEHIBENY ILAY POLISY NAMONJY OLONA LANAKY NY HANOHANANA Andro vitsivitsy lasa izay, dia nisy nanaparitaka tamin’ny tambazotran-tserasera FB ny Polisy iray nanampy olona iray lanaky ny hanohanana hitany teny anaty tanàna nandritra ny fisafoana

HAFATRA AVY AMIN’NY POLISIM-PIRENENA

Ekena ny fanaovanataingin-droa amin’ny MOTO ho an’ny olona tsy maintsy miaraka na tsy afaka misaraka fa ataovy ara-dalàna ny taratasin’ny MOTO, manaova aroloha, aza hadinoina ny taratasy fanamarinana ny rohim-pihavanana na ny taratasy famitana iraka miaraka ho an’ny mpiasa ;