FASAN’NY KARANA : LEHILAHY IRAY TRATRA NITONDRA RONGONY MILANJA 6,8 KG

🍁 Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina 📅 Ny 27 Mey 2026 atoandro, nandritra ny asa fisafoana mahazatra teny amin’ny Fasan’ny Karana, nahatsikaritra lehilahy iray nitondra kitapo sady nampiahiahy ny Polisy miasa ao amin’ny komisaria Mahamasina. ⛔Nasaina mba hijanona entina hanatona birao