🚨 Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana 🏍️ Ny harivan’ny 06 Jona 2026 tokony ho tamin’ny 07 ora sy 15 minitra, naharay vaovao momba moto very tao Mananara-Avaratra ny Polisy tao Mandritsara ka nidina avy hatrany teny ifotony nanatanteraka ny fikarohana sy
