ANOSIBE ANGARANGARANA : NIDINA IFOTONY NANAO FISAFOANA AMIN’NY ALINA NITETY IREO ELAKELAN-TRANO SY TOERANA MAMAIVAY AMIN’NY RESAKA TSY FANDRIAMPAHALEMANA NY POLISIMPIRENENA NIARAKA TAMIN’NY VAOMIERAN’NY FANDRIAMPAHALEMANA

🛡️ Ady amin’ny tsy fandriampahalemana đźš” Manohy ny fisafoana amin’ireo toerana rehetra ahitĂ na trangana tsy fandriampahalemana manodidina an’i Anosibe Angarangarana ny alin’ny 08 Septambra 2026 ny Polisimpirenena, miaraka amin’ny vaomieran’ny fandriam-pahalemana. đź‘® Ity hetsika ity dia notarihin’ny Lehiben’ny Kaomisarian’ny Boriboritany

FASANKARANA : MPANGAROM-PAOSY ROALAHY IKOIZANA TRATRAN’NY POLISIMPIRENENA AMBODIOMBY TEO AM-PANATANTERAHANA NY ASA RATSINY.

– Ady amin’ny halatra isan-karazany – Nandritra ny fidinana ifotony nataon’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisaria Boriborintany faha-05 Mahamasina, teny amin’ny tobim-piantsonana Fasankarana, ny 05 Septambra 2026, tokony ho tamin’ny 07 ora sy sasany maraina, dia lehilahy roa no tratra

AMPANGABE – TRANO DIMY : POLISY IRAY NARATRA TEO AM-PANATANTERAHANA NY ASANY ; TONGA TENY AMIN’NY HOPITALY HJRA NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA NAMANGY AZY

👉 Ny Sabotsy 05 Septambra 2026 hariva no nisy Polisimpirenena miasa avy ao amin’ny PPA Ilanivato naratra, voatifitry ny jiolahy, teto am-panatanterahana ny asany raha handeha hamonjy mpiray Tanindrazana teny Ampangabe. 🏥 Nentina haingana teny amin’ny Hopitaly HJRA ilay Polisy

ANTANANARIVO : OLONA TELO NANAOVANA OMBAY MITADY SAMY TAFAVERINA EO ANIVON’NY FIANAKAVIANY

🎯 Tafaverina soa aman-tsara eo anivon’ny fianakaviany avokoa ireo olona telo voalaza fa tsy hita teto Antananarivo sy ny manodidina, taorian’ny fikarohana sy fanadihadiana nataon’ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny centre opérationnel anti-enlèvement Tsaralalàna. 📌 Anisan’izany ny tovovavy 17 taona izay

AMORON’I MANIA: MPAMAKY TRANO SAIKA HANATANTERAKA NY ASA RATSINY LAVON’NY BALAN’NY POLISIM-PIRENENA

📍 Ady amin’ny asan-jiolahy 🚔 Nandritra ny fisafoana nataon’ny Polisim-pirenena ny alin’ny 02 Septambra 2026 tamin’ny 01 ora, dia nahatsikaritra olona maromaro saika hianika ny sisintambonin’olona tao Sahan’ny Mpanonta, Ambohibary izy ireo. 🪓 Rehefa tonga nanao fanamarinana ny zava-misy ny