– Notanterahina ny 29 Desambra 2025, tetsy amin’ny foiben’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka etsy Anosy, ny lanonana fifamindram-pitantanana teo amin’ny Lehiben’ny Fitsirihana anatiny ao amin’ny Polisimpirenena (IGPN) vao nandray ny asany, sy ny teo aloha ; toy izany koa ny teo amin’ireo
