Vonona avy hatrany hiantoka ny Filaminam-bahoaka ao amin’ny Distrikan’i Vohibato, Fianarantsoa ireo Polisy 40 hiasa ao amin’ny Kaomisaria vaovao, izay ho tokanan’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina rahampitso 03 jolay 2025. Nanome toromarika azy ireo androany ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny
