NIAVAKA NY FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY ZAIKABE ANDIANY FAHA 4 ATAON’NY FIVAPOVA AO TOAMASINA ANDROANY ; HITA TARATRA NY TENY AINA ENTINA MIATRIKA ITY ZAIKABE 2025 ITY DIA NY HOE : « VIAVY MIRAY HINA ARÔ, IRAY VINA E »

Notanterahina androany 30 Jolay 2025 ny lanonam-panonkafana ny zaikabe andiany faha efatry ny FIVAPOVA izay natao tao Toamasina. Nitarika izany ny Filoham-boninahitry ny FIVAPOVA, Ramatoa Faniry RAKOTOARIMANANA, vadin’ny Minisitry ny Filaminambahoaka. ▶️Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Filaminambahoaka,

FIARAHA-MIASA EO AMIN’NY POLISIMPIRENENA MALAGASY SY NY POLISY SINOA : HATOMBOKA AMIN’NY FANOMEZANA FITAOVANA HO AN’NY FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA ATSINANANA, AVY AMIN’NY DEPARTEMANTAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA AO AMIN’NY FARITAN’I ANHUI AO CHINE

Notanterahina amin’ny fomba ofisialy teto amin’ny Ecole Nationale Supérieure de Police Ivato ny 28 Jolay 2025, ny fanaovantsoniam-piarahamiasa eo amin’ny Departemantan’ny Filaminambahoaka ao Anhui, an’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Chine sy ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana. Miompana amin’ny fanomezana fitaovana ho an’ny