DRSP MENABE SRPJ

🚹 Teratany vahiny iray, 58 taona, no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny sampandraharaham-paritra misahana ny fikarohana fandikan-dalĂ na ao Menabe ny marainan’ny 25 Janoary 2025 noho ny resaka famporisihana zaza tsy ampy taona amin’ny fivarotan-tena. Tratra tao an-tranon’ity tera-tany vahiny

MSP – MDG – MEDD:TAMBAZOTRA LEHIBE IRAY, NAHITANA OLONA 19 MIANADAHY, MPANONDRANA SOKATRA RAVAN’NY POLISIMPIRENENA

âžĄïž Nidoboka am-ponja vonjimaika any Tsiafahy ny 13, raha toa ka ao amin’ny fonjan’Antanimora ireo vehivavy 6, izay voasaringotra sy nandray anjara tamin’ny fanondranana sokatra an-tsokosoko. Fiaraha-miasan’ny Polisimpirenena, ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy ary ny Zandarimariam-pirenena tamin’ny

MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA_ANDIANY SANDRATRA:NAHAVITA NY FIANIANANA MAHA MPIKAROKA FANDIKAN-DALANA NY INSPECTEURS DE POLICE NIVOAKA TAMIN’NY ANDIANY SANDRATRA

âžĄïžTontosa ny alatsinainy 20 Janoary 2025 tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany tetsy Anosy ny lanonam-pitsarana nanaovan’ireo Inspecteurs de Police avy amin’ny Andiany SANDRATRA ny fianianana maha OPJ na ny maha mpikaroka fandikan-dalĂ na azy ireo . âžĄïžInspecteurs de Police miisa 220

MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA:FIVORIAN’IREO TOMPON’ANDRAIKITRA AMBONY EO ANIVON’NY POLISIMPIRENENA

Natomboka ny 16 Janoary 2025 tao amin’ny Mining Business Center, Mamory Ivato, ny fivoriana lehibe natokana ho an’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena. Notarihin’ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny ContrĂŽleur GĂ©nĂ©ral de Police RAKOTOARIMANANA Herilala ny fotoana. Tonga nanome voninahitra sy

MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA

📆Amin’izao fiandohan’ny taona 2025 izao dia nanatontosa fidinana ifotony tany amin’ireo rafi-pitantanana sy Sampandraharaha misy eto Antananarivo ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny ContrĂŽleur GĂ©nĂ©ral de Police RAKOTOARIMANANA Herilala sy ireo tompon’andraikitra ambony mpiara-miasa aminy ny 02 sy ny 03 janoary