đźTontosa ny 20 desambra 2024 ny lanonana lehibe famoahana ireo mpiofana tao amin’ny Sekoly Ambonin’ny Zandarmariam-pirenena ao Moramanga. đNitarika ny lanonana tamin’izany ny Minisitra Delegea miadidy ny Zandarmariam-pirenena, ny GĂ©nĂ©ral de Corps d’ArmĂ©e RAKOTONDRAZAKA Andriatsarafara, natrehin’ny Komandin’ny Zandarmariam-pirenena ny GĂ©nĂ©ral
