đFiofanana nitohy naharitra telo andro, ny alarobia 20 novambra ka nifarana ny zoma 22 novambra 2024 tao aminâny « HOTEL LE PAVE » Antaninarenina, izay nokarakarainâny UNICEF. Izany fiofanan izany dia mahakasika ny fiarovana ny ankizy sy ady amin’ny herisetra
