FIARAHAMIASA EO AMIN’NY HERY FIAROVANA SY FILAMINANA : NANOLOTRA FITAOVAM-PIADIANA HO AN’NY POLISIMPIRENENA NY MINISITERAN’NY FOLOALINDAHY

✅️ Mampiseho hatrany ny firahalahiana eo amin’ny samy mpitandro filaminana ireo hery fiarovana sy filaminana . 🤝 Porofon’izany dia nanolotra fitaovam-piadiana ho an’ny Polisimpirenena malagasy tao amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin tetsy Antanimora ny Minisiteran’ny Foloalindahy ny marainan’ny alarobia 03 jolay

MINISITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA: NANAO VALAN-DRESAKA MOMBAN’NY VOKATRA LEHIBE MIISA TELO SOSONA AZON’NY POLISIMPIRENENA

✅️ Teboka telo no nivohitra nandritra ny valan-dresaka nataon’i Minisitry ny Filaminam-bahoaka , ny Contrôleur Général de Police RAKOTOARIMANANA Herilala, io maraina io tetsy amin’ny Toby RAZAFINDRAZAKA Berthin . 👉 Ravan’ny Polisimpirenena tamin’ny alalan’ny fiarahamiasa nisy teo amin’ny Brigade Criminelle,

MINISITERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: NY CONTROLEUR GENERAL DE POLICE RANDRIAMBELO MANDIMBIN’NY AINA MBOLANORO NO SEKRETERA JENERALY VAOVAO

✅️ Tontosa ny zoma 31 mey 2024 tetsy amin’ny toby RAZAFINDRAZAKA Berthin eny Antanimora ny fifamindram-pitantanana teo anivon’ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, 👉 Araka izany dia ny Contrôleur Général de Police RANDRIAMBELO MANDIMBIN’NY Aina Mbolanoro no Sekretra Jeneralin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka