đRongony roa gony saika ho aparitaka eto andrenivohitra indray no saron’ny Polisy miasa ao amin’ny CUI-CC Antananarivo teo Ambohijatovo, ny 18 Desambra 2024 lasa teo tokony ho tamin’ny 9 ora alina. đźRoalahy nandeha fiara tsy mataho-dalana no nitondra izany, ka
