👮‍♂️ Ady amin’ny tsy fandriampahalemana 🚨 Lehilahy iray 32 taona no voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny komisaria Foibe Avaradrano, eny Sabotsy Namehana ny Alatsinainy 27 Aprily 2026 tokony ho tamin’ny 07 ora hariva, tratra nangarom-paosy tao anaty taxibe zotra
