FIFANINANANA FANDRAISANA MPIANATRA HO « AGENT DE POLICE » : TANJONA NY HAMETRAKA FAHADIOVANA SY MANGARAHARA EO AMIN’NY FANADINANA HOY NY MINISITRY NY FILAMINAMBAHOAKA NANDRITRA NY FANARAHA-MASO IZANY TETSY AMIN’NY LYCEE RABEARIVELO ANALAKELY

– Fametrahana ny mangaraharaha sy fanjakàna tsara tantana -Tonga nanara-maso ny fifaninana fandraisana ho mpianatra « Agent de Police » tetsy amin’ny Lycée Rabearivelo sy ny EPP Analakely ireo tompon’andraikitra ambony avy ao amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka ny Alahady 1 Feborary

IZAY MAMBOLY HAZO, MANOME AINA, ZANA-KAZO MIISA 1500 NAMBOLEN’NY FIANAKAVIAMBEN’NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA TENY AMBATOMIRAHAVAVY.

– Notontosaina teny Ambatomirahavavy ny Zoma 30 Janoary 2026 ny fambolen-kazo nataon’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka, notarihin’ Andriamatoa Minisitry ny Filaminambahoaka, Ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, niaraka tamin’ireo tompon’andraikitra ambony sy ireo manam-boninahitra ao amin’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka ; tonga teny

NOSY BE HELL VILLE : VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRINENA NY LEHILAHY IRAY MPITARIKA ANDIAN-JATOVO AMIN’NY HERISETRA SY FANAKORONTANANA ENY ANIVON’NY FIARAHA-MONINA.

– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Ny Alatsinainy 19 Janoary 2025 no voasambotry ny Polisimpirenena ny lehilahy iray 20 taona mpanao herisetra sy mpitarika andian-jatovo amin’izany, tao Andavakotoko Nosy Be Hell-Ville, taorian’ny fikarohana natao nandritra ny fotoana maro. – Efa