⚡Ny Alatsinainy 18 Mey 2026 tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany alina, taorian’ny vela-pandrika maty paika no nahatratrarana ireto tsy mataho-tody ireto. Taolam-paty miisa 19 gony izay efa tsara afina no tratra tamin’izy ireo. 📞Naharay loharanom-baovao ny Polisy ny
