ANTANANARIVO RENIVOHITRA : MITOHY IREO HETSIKA MANOKANA ATAON’NY POLISIMPIRENENA HO FAMETRAHANA NY FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA

Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana – Nanatanteraka fivoriana teny amin’ny Kaomisaria foibe Tsaralalàna ireo tompon’andraikitra ambony ao amin’ny Polisimpirenena misahana ny filaminana eto Antananarivo Renivohitra ny 16 – 17 Septambra 2025 izay notarihan’ny Lehiben’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalana, ny Commissaire Principal de

MAINTIRANO – AMBARARATAKELY – FARITRA MELAKY : NITRANGANA DORO-TANETY TAO AMIN’NY FAMBOLENA ZANAKAZON’NY FITALEAVAM-PARITRY NY TONTOLO IAINANA SY NY FANDROSOANA LOVAIN-JAFY NANDRAY ANJARA TAMIN’NY FAMONOANA NY AFO NY POLISIMPIRENENA TANY AN-TOERANA

-Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka -Nitrangana doro-tanety tao Ambararatakely Maintirano, faritra Melaky, ny harivan’ny 16 septambra tokony nanomboka tamin’ny 4 ora hariva, izay namely sy nahavoakasika ny toeram-pambolena zana-kazo an’ny DREDD Melaky. -Tonga haingana ny Polisimpirenena avy ao amin’ny

CARAVANE MEDICALE « SAROBIDY NY AIKO » ANDIANY FAHA-33 : NIAINGA TETSY AMIN’NY LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA IREO FIARA BE HITONDRA FITSABOANA ENY IFOTONY, MANDRAY ANJARA MAVITRIKA NY POLISIMPIRENENA AMIN’NY ALÀLAN’NY BRIGADE FÉMININE DE PROXIMITÉ (BFP).

Niainga androany 15 septambra 2025, tetsy amin’ny Lapa-panjakana Iavoloha, ka hiazo ny Faritra Vakinankaratra sy Menabe ny « Caravane Médicale Sarobidy ny Aiko » andiany faha-33. Ity hetsika ity dia tantsoroka ho an’ny fahasalamana , fitsaboana maimaim-poana ho an’ireo olom-pirenena

ZAZA KAMBOTIN’NY POLISIMPIRENENA AO AMBATOLAMPY SY NY KAMBOTY IVELAN’NY AKANY : NAHAZO FITAOVAM-PIANARANA SY KOJAKOJA ILAINA AMIN’NY FIANANA ANDAVAN’ANDRO HO ENTINA MIATRIKA NY TAOM-PIANARANA.

Fijerena ny lafiny maha olona – Zaza kamboty 58 avy ao amin’ny Akany Ambatolampy sy 79 avy amin’ireo Kamboty Ivelan’ny Akany (KIA) no nahazo fitaovam-pianarana sy kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro toy ny cahier, penina, kitapo, lamba firakotra, akanjo mafana,