Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana ➡️Ny alin’ny 26 Mey 2025, naharay antso ny Polisimpirenena fa misy trangana halatr’omby tao amin’ny fokontany Ambatofotsy Maevatanana. Tsy niandry ela fa nirotsaka an-tsehatra avy hatrany ny Polisy ary niroso tamin’ny fanarahan-dia niaraka amin’ny Fokonolona. ➡️Vaky
