NANOLOTRA FAMPITAOVANA HO AN’IREO ANDRIMASOM-POKON’OLONA ENY AMIN’IREO FOKONTANY TSIRAIRAY ETO ANTANANARIVO RENIVOHITRA NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA, HISOROHANA NY FANDROBANA.
– Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka. – Tsy mitsahatra manome tanana ny fiarahamonina ny Polisimpirenena amin’ny fijerena akaiky ny lafiny fanatsarana ny fandriampahalemana eny amin’ ireo fokontany tsirairay avy eto Antananarivo Renivohitra. – Araka izany dia nanolotra fitaovana ho
LEHILAHY ROA NISANDOKA HO MPITANDRO FILAMINANA, SARONA TAO ANATIN’NY HETSIKA ANTI-PILLAGE
– Nandritra ny fisafoana nataon’ny CRFIP Anjozorobe sy ny brigade Anti-Pillage teny Anosy Avaratra, ny alin’ny 02 Oktobra 2025 dia lehilahy roa no voasambotra rehefa nitsoaka vao nahita ireo mpitandro ny filaminana. – Nanao akanjo an’ny mpitandro filaminana izy ireo,
FANAMBARANA AVY AMIN’NY EMMONAT (TAFIKA – POLISY – ZANDARIMARIA)
FANAMBARANA AVY AMIN’NY EMMONAT
TAOLAGNARO : HALATRA MIHARO VAKY TRANO RAVAN’NY POLISIMPIRENENA, OLONA 03 VOASAMBOTRA
Ady amin’ny halatra sy vaky trano – Ny 25 septambra 2025 maraina tamin’ny 02 ora, naharay antso ny ekipan’ny UIR Tolagnaro fa nisy olona niditra an-keriny tao amin’ny toeram-pivarotana iray ao amin’ny fokontany Tanambao. – Nidina avy hatrany teny an-toerana
MORAMANGA : TAOLAM-PATY MIISA 232, MILANJA 52 KILAO TRA-TEHAKY NY POLISIMPIRENENA, OLONA TELO TOMPON’ANTOKA VOASAMBOTRA
Vaovao marim-pototra avy amin’olona tsara sitrapo iray no nampandre ny Polisimpirenena momba ny fisiana olona mitondra taolam-paty tao Maroventy, fokontany Tanamandroso, Kaominina Moramanga, ny 22 septambra 2025. – Nandray fepetra avy hatrany ny Polisy ka nanao fanaraha-maso. Tokony ho tamin’ny
LEHILAHY IRAY NANAPARITAKA VOLA SANDOKA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA TENY ANALAMAHITSY
Ady amin’ny fanaovana hosoka -Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Boriborintany fahavalo Analamahitsy ny lehilahy iray ny 22 septambra 2025 tolakandro, rehefa nisy fitarainana nataona mpitantana cash point fa voafitak’ity lehilahy ity tamin’ny vola sandoka izy. -Mbola nahatratrarana vola
MANKAKAZA NY FAHA 64 TAONANY NY POLISIMPIRENENA MALAGASY
-Mankalaza ny faha 64 taona nijoroany ny Polisimpirenena Malagasy ny 30 septambra 2025. -Hetsika maro no karakarain’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka sy ny Polisimpirenena ho fanamarihana izany. -25 Septambra 2025 amin’ny 09ora sy 30 mn : Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ao amin’ny Cathédrale Immaculée
LEHILAHY ROA TOMPON’ANTOKA TAMIN’NY FAMONOANA SINOA MIANADAHY TOMPON’NY RESTAURANT VENUS 67HA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA
-Voasambotry ny Polisy misahana ny heloka bevava Anosy (Brigade Criminelle) ny 20 septambra 2025 ireo lehilahy roa voarohirohy ho namono nahafaty teratany sinoa mianadahy tompon’ny restaurant Vénus 67ha ny 11 septambra 2025. -Raha tsiahivina dia ny 15 septambra 2025 no
VOASAKANA NY FIKASAN’NY LEHILAHY IRAY HAMONO HO FATY NY VADINY SY NY ZANANY NOHO NY FIROTSAHANA AN-TSEHATRA HAINGANA NATAON’NY POLISY TETSY ANDAVAMAMBA
Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka -Ny 20 septambra 2025 maraina, nandritra ny fifamalian’ny mpivady tao an-trano no nikasan’ny lehilahy iray hanindrona antsy ny vadiny sy ny zanany, tetsy Andavamamba. -Tsy nahatsindry fo ity lehilahy ity ka naka antsy ary
MAHAJANGA : OLONA 09 MALAZA RATSY AMIN’NY RESAKA HALATRA MITAM-PIADIANA SY VAKY TRANO ARY FIKAMBANAN-JIOLAHY, VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA
Ady amin’ny halatra isan-karazany sy ny fametrahana fandriampahalemana maharitra -Mitohy hatrany ny hetsika ataon’ny Polisimpirenena ao Mahajanga entina mampandry fahalemana ny tanàna. -Vokatry ny angom-baovao marim-pototra avy amin’olona tsara sitrapo sy ny fanadihadiana nataon’ny Polisimpirenena, olona valo (08) no voasambotra
