Ady amin’ny fanondranana an-tsokosoko ireo harem-pirenena -Nandritra ny fisafoana nataon’ny Hery Vonjy Taitran’ny Polisimpirenena tao Ambatondrazaka tao amin’ny fokontany Avaradrova Avaratra, ny alin’ny 18 Septambra 2025 no nahitàna bolabolana hazo « palissandre » maromaro efa vita rafitra, efa vonona ho
