02 Aprily : Andron’ny Zandarimariam-pirenena

👉 Notontosaina androany Alarobia 02 Aprily 2025 tao amin’ny Toby RATSIMANDRAVA Andrefanambohijanahary ny Andron’ny Zandarimariam-pirenena raha ny teto Antananarivo Manokana. ✅ Tonga nanotrona sy nanome voninahitra izany lanonana izany ny Filohan’ny Antenimieran-doholona, ny Jeneraly RAVALOMANANA Richard ; ny lehiben’ny Mariboninahi-pirenena,

Miarahaba ny mpiara-miasa rehetra ato amin’ny Polisimpirenena malagasy

â˜Ș Nandalo iny volana Ramadan iny tao anatin’ny filaminana isika rehetra. Tonga ity ny famaranana izany volana masina izany. 🕌 Ankehitriny ary dia miarahaba manokana antsika mpino silamo rehetra ato amin’ny Polisimpirenena ny Fitantanana ato amin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. đŸ‘łđŸ‘źâ€â™‚ïž Niaina

NANOMBOKA NY FIOFANANA MOMBA NY « DIRECTION ET CONTROLE DES ENQUETES JUDICIAIRES » IREO COMMISSAIRES DE POLICE MIISA 30 SY OFFICIERS DE POLICE MIISA 50 AVY AMIN’NY ANDIANY MANAMPI

👼Commissaires de Police miisa 30 sy Officiers de Police miisa 50, izay nivoaka tamin’ny andiany « MANAMPI » teny amin’ny ENSP na ny « Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy » Ivato ny 14 Desambra 2024 lasa teo no manaraka fiofanana momba ny « Direction et

POLISY 31 MIANADAHY MANARAKA FIOFANANA MAHAKASIKA NY ASAN’NY POLISY FANARAHAMASO NY SISIN-TANY SY NY HABAKA (PAF)

✅Ho fanantanterahana ny politikam-panjakĂ na amin’ny fanavaozana sy ny fanatsarĂ na ny fomba fiasa eny anivon’ny seranam-piaramanidina, sy ho fijerena ny lafiny maha olona eo amin’ny fitantanan-draharaha eto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka dia Polisy miisa 31 mianadahy indray no niatrika fiofanana nanomboka ny

HETSIKA BEMIDINA : MIISA 22 NO VOASAMBOTRY NY POLISY TENY AMBOHIJATOVO SY ISOTRY NY FARAN’NY HERINANDRO TEO, VEHIVAVY NY ROA

👉Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina, ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. ☑Ahitam-bokany hatrany ny hetsika Bemidina ataon’ny Polisimpirenena hametrahana ny fandriam-pahalemana maharitra. 🎯 Olona miisa 4 tratra ambodiomby nanendaka sy nangarom-paosy teny Anatihazo Isotry sy Ambohipo ka vehivavy ny roa tamin’izany, 1 voasambotra