– Ny 07 Septambra 2025, tokony ho tamin’ny 4 ora maraina, naharay fampitam-baovao avy amin’olona tsara sitrapo ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Komisaria Ambohidratrimo, izay miasa sy manara-maso eo amin’ny rond-point Andranotapahana; mahakasika olona telo mampiahiahy manosika moto roa teny
