đNy alahady 17 novambra 2024 teo, zazavavikely 05 taona no tsy hita popoka, ka ny ampitson’iny hita tao anaty gony teny amin’ny dabam-pako teny Anjoma Fianarantsoa izy, saingy efa tsy nisy aina intsony. â Olona tsara sitra-po no tonga nitoroka teo
