đźVoasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria MAHANORO tao amin’ny Fokontany MIAKARA, Kaominina MAHANORO ny lehilahy roa 25 sy 35 taona ny 15 novambra teo, tokony ho tamin’ny 06 ora sy sasany maraina noho ny resaka halatra miharo vaky trano.
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
đźVoasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria MAHANORO tao amin’ny Fokontany MIAKARA, Kaominina MAHANORO ny lehilahy roa 25 sy 35 taona ny 15 novambra teo, tokony ho tamin’ny 06 ora sy sasany maraina noho ny resaka halatra miharo vaky trano.
đźSaron âny Polisy miasa ao aminâny CSP5 Mahamasina tao aminâny Fokontany Ouest Mananjara, ny Zoma 15 Novambra 2024, ny lehilahy miisa 03 nikonokonona hanao asa ratsy izay niteraka horohoro eny aminâiny faritra iny. đFantatra fa misy olona midoroka zava -mahadomelina
Lehilahy telo, 58 sy 47 ary 32 taona no tra-tehaky ny POLISY miasa ao amin’ny Komisarian’i ANTALAHA ny 04 sy 05 novambra 2024 lasa teo nohon’ny halatra moto. Manoloana ny tranga fahaverezana moto izay niseho dia nandray andraikitra avy hatrany
Notanterahina anio 15 novambra 2024 ny famoahana ireo mpianatra ho zandary 1196 Andiany faha-78 tao amin’ny Sekolin’ny Zandarmariam-pirenena Ambositra EGNA. Izany lanonana izany moa dia notarihin’ny Jeneraly RAKOTONDRAZAKA Andriatsarafara Andriamitovy, Minisitra Delegea misahana ny Zandarmaria, ary natrehin’ny Jeneraly Komandin’ny Zandarmariam-pirenena.
đźLehilahy miisa roa, 31 taona sy 32 taona no voasambotry ny Polisin âny STUP Anosy ny 09 novambra 2024 teny Ampitatafika noho ny resaka fivarotana rongony. đLoharanom-baovao no nahafantaran ‘ny Polisimpirenena fa misy olona mivarotra sy mitazona zava-mahadomelina eny amin’ny
đZatovolahy miisa efatra, 15 taona ny zokiny ary 14 taona ireo ambiny, no voasambotry ny Polisy miasa ao aminâny kaomisaria Maevatanana ny alinâny sabotsy 09 sy ny alahady 10 novambra 2024, noho ny famonoana olona niniana natao. đRaha tsiahivina dia
đNifarana omaly alarobia 13 novambra 2024 tao amin’ny Lapan’ny Kolotsaina sy Fanatanjahatena Mahamasina ny tournoi ASIEF taranja Basket. đNandrobaka ny amboara tamin’izany ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka « SUPER COUPE 2024 Super vĂ©tĂ©ran »
â Manohy ny fanatanterahana ny toromarika nomen’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, amin’ny tsy maintsy hamahana ao anatin’ny fotoana fohy ny olan’ny jiro sy rano ireo rafitra mpanatanteraka rehetra amin’izao fotoana izao. Nidina teto Toamasina androany maraina ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta NTSAY
REGION : ANALAMANGA CSP 7 67Ha:HALATRA MOTO â ROALAHY TRA-TEHAKY NY POLISY â Lehilahy roa 21 taona sy 29 taona no tra-tehaky ny Polisy miasa ao aminâny Komisaria 67ha ny faha 09 novambra 2024 teo, teny Ankasina tokony ho taminâny 07
đNanolotra boky miisa 600 ho anâny Akany fitaizana ny zaza kambotinâny Polisimpirenena ao Ambatolampy ny avy eo anivonâny Masoivohonâi Etazonia eto Madagasikara, Andriamatoa Richard HAYS. â Natao hampitaovana sy ho fanampiana ireo ankizy beazina eo anivonâny Akany izay ahitĂ na boky mahakasika
â Nanome voninahitra sy nahatsiaro ireo maherifo tamin’ny Ady Lehibe i Madagasikara, nandritra ity fankalazana ny fifanarahana fandriampahalemana tamin’ny 11 Novambra ity. Ho fanomezam-boninahitra izany dia tonga teny amin’ny tsangambato Anosy ireo Minisitra eo anivon’ny hery fiarovana sy filaminana dia ny
đźFiofanana telo no indray nifarana ny zoma 08 Novambra 2024 teo teto an-drenivohitra teto anivon’ny Polisimpirenena. Tao amin’ny Kaomisaria Foiben’Antananarivo TsaralalĂ na sy teny amin’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy fiofanana mitohy ïŒDRFCïŒeny Antanimora. đźFiofanana voalohany mahakasika ny « Gestions des scĂšnes de crimes »