🎯Lehilahy iray 23 taona nikasa hamaky trano no voasambotra ny Polisy ny 26 febroary 2026 tamin’ny 2 ora maraina, teny Ambohimanatrika Atsimondrano. 🛡️Araka ny antso vonjy nataon’ny mponina dia tonga haingana sy ara-potoana ny Polisy ary mbola tratra teo
