– Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra. – Manatanteraka hetsika manokana ny Polisimpirenena ka nahitàm-bokany hatrany izany. Lehilahy miisa telo no tra-tehaky ny Polisin’ny Boriboritany fahatelo Antaninandro teny Andravoahangy. Anisan’ireo olon-dratsy mpanao harom-paosy sy sinto-mahery eny amin’ny faritra Andravoahangy sy ny manodidina iny
