MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : MIROSO AMIN’NY FISORATANA ANARANA BIĂ”METRIKA ANATIN’NY TETIKASA « IZAHO TOKANA », KARAKARAIN’NY MINISITERAN’NY ATITANY IREO POLISIMPIRENENA.

– Fanavaozana sy fandraisana an-draikitra amin’ny maha olom-pirenena – Ny 16 Aprily 2026, natomboka teto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka ny fisoratana anarana biĂ´metrika ao anatin’ny tetikasa « Izaho Tokana » ho an’ny Polisimpirenena. – Ity dingana ity dia manamarika ny fanombohan’ny

ANDOHATAPENAKA – ANKASINA – : MATY VOATIFITRA ILAY LEHILAHY NAMPITAHOTRA SY MAMPIHOROHORO ARY MAKA VOLA TSY AMIN-DRARINY IREO MPONINA.

🔎 Taorian’ilay fitarainana niparitaka tamin’ny Facebook, izay nilazan’ny mponina fa misy lehilahy iray mpampihorohoro ao Ankasina sy Andohatapenaka, dia nandray andraikitra avy hatrany ny Service Central Anti-Gang ka nanamarina izany sy nanao angom-baovao teny ifotony. 🚔 Ny Alatsinainy 13 Aprily