👉Fametrahana fandriampahalemana maharitra đź‘® Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Polisy tao Mandritsara mikasika ny vaky trano tao Ambohimandroso dia voasambotra ny 19 Jona 2026 ireo lehilahy roa tompon’antoka tamin’izany. 📺 Nandritra ny famotorana nataon’ny Polisy no nahitana sy nahazoana ireo entana halatra
