đź Vehivavy roa sy lehilahy iray no voasambotry ny Polisy avy ao aminâny Sampandraharaha miady amin’ ny heloka bevava Anosy noho ny raharaha fanafihana mitam-piadiana sy vona olona nitranga teny Avaratra Antanimora ny alinâny 30 Martsa 2026. đ° Tokantranona teratany
