đ Polisimpirenena manakaiky vahoaka. âđ Nanomboka taminâny herinandro lasa teo, nametraka lamina ny Polisimpirenena aminâny fanadiovana ary fandaminana ny fifamoivoizana aminâny lalana Anosy, Anosibe ary Anosizato Antsinanina izay efa mampitaraina ny mpivezivezy aminâiny lalana iny ihany koa ny fitohanana lavareny
