✅️Ho fanantanterahana ny politikam-panjakàna amin’ny fanavaozana sy ny fanatsaràna ny fomba fiasa eny anivon’ny seranam-piaramanidina, sy ho fijerena ny lafiny maha olona eo amin’ny fitantanan-draharaha eto anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka dia Polisy miisa 31 mianadahy indray no niatrika fiofanana nanomboka ny
