Ady amin’ny fanondranana antsokosoko harem-pirenena.🌍🐢 Nandritra ny fisavana nataon’ny fadintseranana ny entan’ny sidina Ethiopian Airlines tao amin’ny Seranam-piaramanidina Iraisam-pirenena Nosy Be Hell-Ville, ny 15 Novambra 2025, no nahitana valizy efatra (04) nahatratrarana sokatra miisa 56 tao anatiny.👮♂️🛂 Nantsoina avy hatrany
