Tsy mitsahatra manome fahafaham-po ho an’ireo olona mikarakara pasipaoro ny Sampandraharahan’ny Polisimpirenena misahana ny famoahana Pasipaoro eo anivon’ny Fitaleavana misahana ny fanaraha-maso ny fifindra-monina, mba hialàna amin’ny filaharana lavareny. ✅Tanjona amin’izany ny hanafainganana hatrany ny fikarakarana ny antontan-taratasy rehetra ilaina
