✅ Ny taona 2020 « Ra Mousta » no nahavita nanolana sy namono vehivavy iray nitondra vohoka ary efa voasambotry ny Polisy ka nigadra tany Tsiafahy.✅ Tafavoaka tany am-ponja indray izy ary nanohy ny asa ratsiny , mbola nangalatra sy nahafaty olona
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
✅ Ny taona 2020 « Ra Mousta » no nahavita nanolana sy namono vehivavy iray nitondra vohoka ary efa voasambotry ny Polisy ka nigadra tany Tsiafahy.✅ Tafavoaka tany am-ponja indray izy ary nanohy ny asa ratsiny , mbola nangalatra sy nahafaty olona
Tonga nitsidika ny akany fitaizana Zaza kamboty ao Ambatolampy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Polisim-pirenena. Nitondra fanampiana ho an’ ireo ankizy ny Contrôleur Général de Police N’DIAYE Jean Meambly mivady . Taratatasim-bola , sakafo isan-karazany, kilalao maro samihafa moa no fanampiana
Vola 2 Tapitrisa Ariary no nolazain’ity Maorisiana ho alainy tao amina « Kiosque »iray tetsy Analamahitsy. Rehefa tafiditra tao izy dia namoaka « taser » ka nodorany tamin’izany ilay ramatoa nitaiza kely nitazona ny « caisse » . Nahavita niala an’ ilay fitaovana nampiasainy anefa ilay
✅ Ho fiarovana ireo ankizy mpianatra tsy hiditra amin’ny fandraisana zava-mahadomelina dia mitety sekoly ireo Polisy ao Mahajanga manazava ny voka-dratsy azo avy amin’izany. Ankoatra izay dia nampahafantarina ireo mpianatra ihany koa ny lalàna mifehy ny zava-mahadomelina eto Madagasikara. ✅
✅ Tokony ho tamin’ny 09 ora alina teo dia Polisy nanao fisafoana no sady nanao fanamiana sivily niditra elakelan-trano eny Faravohitra mivoaka aty Ampandrana ka nifanehitra tamina jiolahy miisa 02 ka ny 01 nitam-basy. ✅ Teo am-panomanana ny asa ratsiny
STUPÉFIANT – ZAVA MAHADOMELINA MAHERY VAIKA : MISESY NY FISAMBORANA IREO OLONA MPIVAROTRA SY MPANJIFA IZANY ✅ Miparitaka eto Antananarivo Renivohitra ny fivarotana sy fandraisana zava-mahadomelina mahery vaika (cocaïne, héroïne , amphetamine, Skunk ,.. ) . Tsy mifidy ny fandraisana
✅ Nahenoana fipoahana basy teny amin’ny faritra Ambodin’isotry tokony ho tamin’ny 8 Ora sy 15mn hariva. Vehivavy iray mantsy no niharan’ny asa ratsin’ireo jiolahy ka niantso vonjy mafy. ✅ Polisy iray nandalo teny an-toerana no naheno ilay antso ka namonjy