👉 Fanampim-pahaizana sy Fikarohana 📖 Nanome boky ho an’ny Polisimpirenena ny taranak’itompokolahy Contrôleur Général de Police Jean Baptiste RASENDRA teny amin’ny DRFC ANTANIMORA ny 14 Aprily 2025. 🚨 Nambaran’izy ireo fa ny fanomezana fitaovana tahak’izao dia manampy ny Polisy amin’ny
