Gaga ireo mpivarotra eo Analakely rehefa nozarain’ny Polisy kifafa tsirairay kanefa dia misaron-tava tsara avokoa izy rehetra. Tsy fanasaziana akory ny natao fa fampianarana ireo mpivarotra hadio indrindra amin’izao fiparitahan’ny valan’aretina izao. Tsy voatery hanasazy ny Polisy fa manabe ny
