👉 Nisitraka fiofanana mahakasika ny fandikan-dalàna anabaka na ny « Cybercriminalité » ny Polisy miasa ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Fitovinagny, ao Manakara nanomboka ny 25 Febroary ary maharitra 3 andro. 👮 Polisimpirenena miisa 20 no misitraka izany ka 10 avy ao
