TAFAPETRAKA NY IVOM-PIBAIKOANA ETSY AMIN’NY KAOMISARIA FOIBE TSARALALANA, HANDRINDRA IREO PAIKADY REHETRA HAMPITSARAHANA NY FAHAVEREZANA OLOMBELONA SY FAMONOANA MAMPIAHIAHY

🛡️ Manoloana ny tranga hala-jaza, fahaverezana olon-dehibe ary vono olona mampiahiahy ; sy ny tebiteby aterak’izany eo amin’ny fiarahamonina, dia manamafy ny fandraisana andraikitra ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ireo Hery Fiarovana sy Filaminana ary ireo andrim-panjakàna hafa mety ho voakasika. Araka

FANAMBARANA AVY AMIN’NY OMC NAT

🏛️ Manoloana ireo tranga mampiahiahy niseho tato ho ato, toy ny fakana an-keriny, hala-jaza, fanafihana mitam-piadiana ary ireo tranga hafa manohintohina ny filaminambahoaka, dia nisy valandresaka ho an’ny mpanao gazety notanterahina androany Alahady 05 Jolay 2026, niarahan’ny Minisitry ny Atitany