đźââïž Ady aminâny fisolokiana â Ny 10 Mey 2026 taminâny 06 ora maraina, lehilahy iray no voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny komisaria CSP II Ambohijatovo teny Amparihy Haute Ville, taorianâny fitoriana napetraky ny vehivavy iray lasibatry ny fisolokiana taminâny
