,👉Lehilahy 52 taona, mpamily sy lehilahy 24 taona mpanampy azy no tratra am-body omby teo am-pangalarana solika anatin’ny fiara izay hiasan’izy ireo ihany, niaraka tamin’ny bidon miisa 6 sy ny fantsona fitrohana solika, ny alarobia maraina faha 6 novambra 2024
