Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina ➡️Ny 16 jona 2025 maraina, lehilahy miisa 02 handeha hivarotra rongony tao Mananara Avaratra niainga tao Analanampotsy no voasambotry ny Polisimpirena tanaty taxibrousse rehefa nandalo tamin’ny sakana nataon’ny Polisy. ➡️Tangozana rongony miisa 40 kasaina ho amidy
