Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zava-mahadomelina ➡️Notanterahina ny Alarobia 28 May 2025 maraina ny fandorana ireo rongony miisa 42 kitapo izay tratran’ny Polisimpirenena tao Ihosy, ka teo Ankadilanambe, no nanaovana izany. ➡️Ny tonia mpampanoa lalàna eo anivon’ny tribonaly ambaratonga voalohany
