« FITIAVAN-TANINDRAZANA MITARIKA FANDROSOANA », io ny tarakevitra voafidy entina hankalazana ny 65 taonan’ny niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara🇲🇬 sy ny Foloalindahy malagasy⚔️, izay nampahafantarina tamin’ny fomba ôfisialy ny alatsinainy 19 may 2025 tao amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina🏟️ niaraka tamin’ny sary famantarana.
