👉Fiarovana ny zaza amin’ny fanararaotana ara-nofo anabaka ➡️Fiaraha-miasa sy fifampitokisana eo amin’ny sampandraharahan’ny Polisimpirenena malagasy miady amin’ny heloka anabaka (Cybercriminalité) sy ny fikambanana Child Rescue Coalition any Etazonia no nahafantarana fa misy teratany vahiny 69 taona manao fitadiavam-bola ny fanaparitahana
