đźš— Lehilahy iray nanendaka olona tao anaty fiara Golf 3 simba teo akaikin’ny Shell Tanjombato ny alin’ny 30 Jona 2026 no voasambotry ny UIR avy ao amin’ny Kaomisaria Foibe Tanjombato, ary efa naiditra am-ponja vonjimaika ny 03 Jolay 2026. Mbola
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
đźš— Lehilahy iray nanendaka olona tao anaty fiara Golf 3 simba teo akaikin’ny Shell Tanjombato ny alin’ny 30 Jona 2026 no voasambotry ny UIR avy ao amin’ny Kaomisaria Foibe Tanjombato, ary efa naiditra am-ponja vonjimaika ny 03 Jolay 2026. Mbola
🏛️ Manoloana ireo tranga mampiahiahy niseho tato ho ato, toy ny fakana an-keriny, hala-jaza, fanafihana mitam-piadiana ary ireo tranga hafa manohintohina ny filaminambahoaka, dia nisy valandresaka ho an’ny mpanao gazety notanterahina androany Alahady 05 Jolay 2026, niarahan’ny Minisitry ny Atitany
👤 Tonga nitsidika sy nihaona tamin’ny solon-tenan’ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka ny Alarobia 01 Jolay 2026 ny Kolonely OLIVIER DUCRET , Lehiben’ny Sampana misahana an’i Afrika Atsimon’i Sahara eo anivon’ny Fiaraha-miasa ara-pilaminana sy Fiarovam-pirenena ao amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny Frantsay niaraka tamin’ ireo
đźš” Tontosa teo anoloan’ny Kaomisarian’ny Boriboritany faha-2 Ambohijatovo, ny Alarobia 01 Jolay 2026, ny lanonana fanolorana ireo fitaovam-pitaterana nohavaozina sy ireo fitaovana vaovao. Anisan’izany ny moto vaovao, solosaina miaraka amin’ny « imprimante », izay hanamora ny fanatanterahana ny asa sy hanatsarana ny
🏛️ Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL tao amin’ny biraony tao Anosy ny 01 Jolay 2026 ny Solon-tena maharitry ny ONUDC (Rantsan’ny Firenena mikambana misahana ny ady amin’ny heloka bevava sy ny zava-mahadomelina) aty Afrika
đź”´ Ady amin’ny hosoka ‎🎯 Nisy lehilahy iray voasambotry ny Polisy teo am-pamitahana mpanao cash point tamin’ny vola sandoka 500.000 Ariary, izay 20.000 Ariary miisa 35, tao amin’ny Fokontany Tanakidy, Manakara ny 25 Jona 2026. ‎‼️ Niroso tamin’ ny fanadihadiana
âś…Ny Alatsinainy 29 Jona 2026 no nihaonana tetsy amin’ny Masoivohon’i Sina Nanisana, Andriamatoa S.E.M JI Ping, Masoivohon’i Sina eto Madagasikara, sy ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur GĂ©nĂ©ral de Police ERICK MICHEL, ho fanaovan-tsonia amin’ny fanavaoazana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa
👉 Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana đź‘® Lehilahy iray no nosamborin’ny Polisimpirenena ny harivan’ny 28 Jona 2026 teny Ambodin’Isotry rehefa tratra nisandoka ho Polisimpirenena. Nampiahiahy ireo Polisy nanao sakan-dalana teny an toerana izy satria nanosika mĂ´tĂ´ tsy nisy fanalahidy. 🔎 Nandritra
👮 Ady amin’ny herisetra mihatra amin’ny ankizy sy ny fiarovana ny olona marefo ‎🎯 Ny 25 Jona 2026 tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro no nisy tranga fanolanana zaza vavy kely 09 taona tao amin’ny ivon-toerana fitaizà na zaza kamboty iray
👉 Polisimpirenena Miaro sy manampy ny vahoaka ‼️Tany amin’ny fitaleavam-mparitry ny Filaminambahoaka DIANA, komisaria Ambilobe, rongony 61 fonosana no sarona nandritra ny fisavana fiara mpitatitra teo amin’ny tetezan’i Mahavavy lalĂ na mampitohy Ambanja sy Diego ny 15 jona 2026 . 🔄
🟢 Tafiditra ao anatin’ny fiaraha miasa eo amin’i Madagasikara sy Malaisie dia miatrika fiofanana  » International Cybercrime Enforcement Course (ICEC) 2026″, any Malaisie amin’izao fotoana izao ny solon-tena avy amin’ny Ministeran’ny Filaminambahoaka. 👮‍♂️ Tafiditra amin’ny ady amin’ny fisolokiana anabaka, sy
👉 Ity olona hita amin’ny sary ity dia manan-draharaha eny anivon’ny Polisimpirenena ao amin’ny Kaomisarian’ny boriboritany voalohany Analakely. Koa hiangaviana izay mahafantatra azy na mahalala ny toerana misy azy mba hanatona ny biraon’ny Polisy akaiky indrindra na hiantso ireto laharana