FANKALAZANA NY FAHA-66 TAONAN’NY NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA SY NY NIJOROAN’NY FOLOALINDAHY MALAGASY : HAZAKAZAKA SY LALAO ARA-PANATANJAHANTENA NOTANTERAHINA TENY ATSONJOMBE SY KIANJAN’ALAROBIA NAMPISEHO FIRAISAN-KINA.

âś… Notanterahina ny talata 23 Jona 2026 ny Hazakazaky ny Fahaleovantena, niainga teo amin’ny Coliseum Analamahitsy. Hetsika iraisana teo amin’ny mpiasa amin’ny sehatra maro, ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika ary ireo Hery Fiarovana sy Filaminana no nanatanteraka

KAMBOTY IVELAN’NY AKANY (KIA) : NANOLOTRA FANOMEZANA HIATREHAN’IZY IREO IZAO FETIN’NY FAHALEOVANTENA IZAO NY MINISITERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA

🇲🇬✨ Ho fankalazana sy fizarĂ na hafaliana amin’ny Fetin’ny niverenan’ny Fahaleovantena, dia nanolotra fanomezana maro ho an’ireo kambotin’ny Ivelan’ny Akany na ny KIA ny Minisiteran’ny Filaminambahoaka sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo malala-tanana manao asa soa. ➡️ Notanterahina tao amin’ny Kaomisaria

AMBOLIKANDRINA (RAVITOTO) : JIOLAHY ROA MPAMERIN-KELOKA MATY VOATIFITRA TAORIAN’NY FIFANDONANA TAMIN’NY POLISIMPIRENENA

🛡️ Ady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny asan-jiolahy 👮‍♂️ Fantatra ny fikasan’andian-jiolahy hanao fanafihana mpivarotra ambongadiny iray eny Ambolokandrina, ka nisy ny fanaraha-maso nanomboka ny 21 Jona 2026, izay notanterahan’ny Polisimpirenena avy ao amin’ny SCUSI na ny Sakamainty. đźš” Ny

MANDRITSARA : JIOLAHY ROA MPAMAKY TRANO VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA

👉Fametrahana fandriampahalemana maharitra đź‘® Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Polisy tao Mandritsara mikasika ny vaky trano tao Ambohimandroso dia voasambotra ny 19 Jona 2026 ireo lehilahy roa tompon’antoka tamin’izany. 📺 Nandritra ny famotorana nataon’ny Polisy no nahitana sy nahazoana ireo entana halatra

MINISTERAN’NY FILAMINAMBAHOAKA : NANDRAY ANJARA TAMIN’NY HETSIKA FANADIOVANA FAOBE IREO POLISIMPIRENENA ANERANA AN’I MADAGASIKARA

🇲🇬 Fiomanana amin’ny fankalazana ny fiverenan’ny Fahaleovantenam-pirenena 🧹 Notanterahina ny sabotsy 20 jona 2026 ny hetsika fanadiovana faobe manerana ny Nosy ka nandray anjara mavitrika ny teo anivon’ny Ministeran’ny Filaminambahoaka na ny tao amin’ny Foibe tao Anosy, izay no tarihin’ny

FIKAROHANA FANDIKAN-DALANA AMIN’NY RAHARAHA ARA-BOLA MIFANDRAIKA AMIN’NY HELOKA BEVAVA SY AMIN’NY TONTOLO IAINANA : NISITRAKA FAMPIOFANANA IREO MPAMPIOFANA AVY AMIN’NY POLISIMPIRENENA

👮♀️ Notanterahina tao amin’ny Ivontoeram-pampiofanana an’ny Ladoany malagasy tetsy TsaralalĂ na, nanomboka ny 15 Jona ka hatramin’ny 17 Jona 2026 ny atrikasa fampiofanana ireo mpampiofana mahakasika ny fikarohana fandikan-dalĂ na amin’ny raharaha ara-bola mifandraika amin’ny heloka bevava amin’ny tontolo iainana izay nandraisan’ny