– Zazavavy kely iray izay nolazaina fa tsy hita ny alin’ny 12 Jolay 2026 tao Sambava, hita soa aman-tsara ny marainan’ny 13 Jolay 2026 taorian’ny fikarohana nataon’ny Polisimpirenena. – Tao an-tranon’ny namany no nahitana azy. Araka ny fanadihadiana natao, dia
