đ Tontosa tao aminâny efitrano fivoriana ao aminâny Minisiteranâny Filaminambahoaka Anosy ny Alarobia 20 Mey 2026, ny Fivoriambe voalohany ho anâny taona 2026, ho anâny Fikambanana FIVAPOVA na Fikambanana Vady Polisy sy Polisy Vavy. Nandray anjara taminâny fivoriana avokoa ireo
